Alarobia 10 Desambra 2025

VOTRE PUBLICITE ICI

ETO NY DOKAM-BAROTRAREO

JIRAMA - Hampiditra Jiro na Rano

Fampidirana Jiro/Rano VAOVAO :

1 - Taratasy fangatahana misy ny lisitr’ireo fitaovana ho hampiasaina mandeha amin’ny herinaratra sy ny tanjany (W) nosoniavin’ny Fokontany (Demande contenant la liste des appareils utilisés avec leur puissance (W) chacun signé du Fokontany);
2 - Fahazahoan-dalana hanorina originaly "Permmis de construire original" na taratasy fanamarinana avy amin’ny Kaominina ;
3 - Fanamarinana maha-tompontrano (Certificat de proriété) avy amin’ny Fokontany ;
4 - Fanamarinam-ponenana(Certificat de résidence) ;
5 - Dika mitovy ny Kara-panondrom-pirenene nohamarinina(Photocopie de la Carte d’Identité Nationale légalisé) ;
6 - Kisarisary manondro ny toerana (Plan de repérage) ;
7 - Faktiora JIRAMA na Ticket de crédit an’olona eo akaiky (Facture client proche).

Fampidirana Jiro/Rano FANAMPINY :

1 - Taratasy fangatahana misy ny lisitr’ireo fitaovana ho hampiasaina mandeha amin’ny herinaratra sy ny tanjany (W) nosoniavin’ny Fokontany (Demande contenant la liste des appareils utilisés avec leur puissance (W) chacun signé du Fokontany);
2 - Faktiora JIRAMA na Fanamarinana nividianana kredy an’ny kaontera efa misy ao an-trano (Facture ou Ticket d’achat de crédit du compteur déjà présent dans la maison) ;
3 - Fanamarinana maha-tompontrano (Certificat de proriété) avy amin’ny Fokontany ;
4 - Fanamarinam-ponenana(Certificat de résidence) ;
5 - Dika mitovy ny Kara-panondrom-pirenene nohamarinina(Photocopie de la Carte d’identité Nationale légalisé) ;
6 - Kisarisary manondro ny toerana (Plan de repérage).

VOTRE PUBLICITE ICI

ETO NY DOKAM-BAROTRAREO
Compteur de visiteur